Entry | 1 antilimbohitra |
Root | 2 antily |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Antoko mpanao raharaham-panjakana nisolo ny Sakaizambohitra tamin' ny taona 1884 ka ankoatra ny raharahan' ireo nodimbiasany (fikarakarana ny fandriam-pahalemana) dia mbola niandraikitra indray ny fanoratana ny teraka, ny fanambadiana, ny maty sy izay rehetra fanaon' ny Tomponarivo tatỳ aoriana izy ireo 5 Mpiambina na mpitsikilo [1.1] |
Updated on 2020/07/31 |