|
|
|
|

Entry1  antilimbohitra
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Antoko mpanao raharaham-panjakana nisolo ny Sakaizambohitra tamin' ny taona 1884 ka ankoatra ny raharahan' ireo nodimbiasany (fikarakarana ny fandriam-pahalemana) dia mbola niandraikitra indray ny fanoratana ny teraka, ny fanambadiana, ny maty sy izay rehetra fanaon' ny Tomponarivo tatỳ aoriana izy ireo
Mpiambina na mpitsikilo
Root  4  antily, vohitra

Updated on 2024/12/07