|
|
|
|

Entry1  antoandrotoandro
Root  2  antoandro
Part of speech  3  noun
Examples  4  Nanjary sakaizam-pandriana Ramatoa: antoandrotoandro ihany vao miarina ny maraina ary manara-po amin' ny torimasobe mahakamokamo, nony avy misakafo. [2.470#99]
5  Vao manokatra ny forum le mpatory antandro ity dia vavaka no ataony, vao manomboka antoandrotoandro ny andro ompa variraka no antaony [4.12]
Other spellings  6  antoantoandro

Updated on 2023/01/20