|
|
|
|

Entry1  antoandro
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Enti-milaza ny fotoan' andro aorian' ny maraina ka hatramin' ny mitataovovonana (hatreo amin' ny 8 ka hatramin' ny 12 ora): Mifohaza, rankizy, fa efa antoandro ny andro.
Explanations in English  4  [1.2] Full day, broad daylight.
5  [1.7] full daylight, the daytime
Explanations in French  6  [1.3#54, 1.8, 1.6#125] le grand jour
7  [1.6#125] midi
8  [2.415#6544] Le plein jour, de sept heures du matin à cinq heures du soir, mais surtout de huit heures du matin à midi
Examples  9  ny tokony ho atoandro|antoandro nosoratantsika atoandro|antoandro [2.285#38]
10  Izany hoe: ny roa lahy miasa antoandro, ny roa lahy miasa alina [2.471]
11  Efa antoandro be ny andro, nefa tsy mbola nisy zavatra reny ihany sady tsy nisy fiantsoana [2.324]
12  Rehefa vita ny sakafo atoandro dia samy nihevitra ny hiala sasatra avokoa, satria nikasa ny handry ta [2.2588]
13  Indray alahady atoandro, miaramila anankiray amin' ireo hafa mpiresaka tamin' izy telo lahy ary avy ao Antananarivo no nanasa azy ho any an-tranon-dray aman-dreniny [2.472#134]
Vocabulary  14  Time
Derivatives 
15  Active verbs :
16  Names :
Other spellings  17  atoandro
Analogs  18  antoandrobe, antoandrobenanahary
Compound words 
Proverbs  23  Proverbs containing the word antoandro

Anagrams  24 

Updated on 2025/01/21