|
|
|
|

Entry1  antoandrobenanahary
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Time
Explanations in Malagasy  4  efa tena antoandrobe ny andro ka mibahaka aoka izany ny masoandro (11-12 ora) [1.1]
Explanations in English  5  daytime, the middle of the day [1.7]
Explanations in French  6  Grand jour : de huit à dix heures du matin [2.415#6546]7  le grand jour [1.8]
Examples  8  Fa mazava toy ny antoandrobenanahary ao ambany rehetra ao. [2.356#]
9  Aiza ianao hahita vara-maina amin'izao antoandrobenanahary tsy oran-tsy inona' izao, hoy Rainimiadamanana avy ao Ambohitraivo. [2.588#]
Synonyms  10  antoandrobe
Elementary words  11  antoandrobe, Nanahary

Updated on 2023/12/24