Entry | 1 antoandrobenanahary |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] efa tena antoandrobe ny andro ka mibahaka aoka izany ny masoandro (11-12 ora) |
Explanations in English |
4 [1.7] daytime, the middle of the day |
Explanations in French |
5 [2.415#6546] Grand jour : de huit à dix heures du matin 6 [1.8] le grand jour |
Examples |
7 [2.356#] Fa mazava toy ny antoandrobenanahary ao ambany rehetra ao. 8 [2.588#] Aiza ianao hahita vara-maina amin'izao antoandrobenanahary tsy oran-tsy inona' izao, hoy Rainimiadamanana avy ao Ambohitraivo. |
Vocabulary |
9 Time |
Elementary words | 10 antoandrobe, Nanahary |
Synonyms | 11 antoandrobe |
Updated on 2024/12/10 |
![]() |