|
|
|
|

Entry1  antoandrobe
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] efa tena antoandro ny andro (9-10 ora)
Explanations in French  4  [2.415#6546] Grand jour : de huit à dix heures du matin
Examples  5  [2.324] Efa antoandrobe ny andro tamin' izany, ka efa ambony ny masoandro
6  [2.332#] Misy lalamby mandalo any anaty tany, nefa mazava toy ny antoandrobe.
Vocabulary  7  Time
Elementary words  8  antoandro, be
Synonyms  9  antoandrobenanahary
Compound words 

Updated on 2024/12/10