|
|
|
|

Entry1  antsangaina
Part of speech  2  passive verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Enti-milaza ny tany izay avela ho rakotry ny fasika, tany, antsanga
Resaka asafotofoto amin' ny adihevitra tsisy farany
Explanations in English  4  [1.2] used of words or charges repeated so often as to lead to a quarrel.
Root  5  antsanga
Morphology 
6  Present :
7  Past :
8  Future :
9  Imperative :

Anagrams  10  antsangaina, itsanganana, natsanganay

Updated on 2025/01/21