|
|
|
|

Entry1  antsipiriany
Root  2  any
Part of speech  3  adverb
Explanations in Malagasy  4  Ny andinindinin-javatra na fizarazarany madinika: Tantarao amin' ny an-tsipiriany daholo ny zava-niseho tao an-tsekolinareo [1.1]
Explanations in English  5  in all its details [1.7]
Explanations in French  6  en détail [1.8]
Examples  7  Miditra an-tsipiriany, hoatra ny vakan'ny talaotra [2.558]
8  Tsy hiditra amin'ny antsipiriany isika fa ny niaraha-nahita no hambara [2.503#29]
9  Fa nalaminao an-danjany ny zavatra rehetra, ka miditra an' isany sy an-tsipiriany avokoa. [2.996]
10  Tsy hita ambara ny fifandrotehan'izany ady izany, ary kìvy ny penina hilaza azy an-tsipiriany. [2.895]
11  amin' io andro io, ary tsy ny andro ihany fa ny ora sy minitra koa aza raha tena harahina an-tsipiriany. [2.285]
12  Izany no nahafahantsika rnaka sary an'eritreritra ny fizotran'io ady io sy ireo zava-baovao mahaliana voatantarany amin'ny an-tsipiriany mahavariana tokoa. [2.59]
Other spellings  13  an
Compound words 
Proverbs  15  Proverbs containing the word antsipiriany
Tables and plates  16  All the adverbs

Updated on 2021/10/22