Entry | 1 aompana |
Root | 2 ompana |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Atao miompana, aankina: Naompany tamin' ny vody hazo izy talohan' ny hikapohany azy 5 Araikitra, ankinina: Azo aompana amin' ny fahaizana teknika fotsiny ve ny fandrosoan' ny firenena? [1.1] |
Explanations in English |
6 to be tied to. [1.2] |
Morphology |
|
Anagrams | 11 ampanoa, aompana, pamanao |
Updated on 2023/04/10 |