Entry | 1 aompana |
Part of speech | 2 passive verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Atao miompana, aankina: Naompany tamin' ny vody hazo izy talohan' ny hikapohany azy Araikitra, ankinina: Azo aompana amin' ny fahaizana teknika fotsiny ve ny fandrosoan' ny firenena? |
Explanations in English |
4 [1.2] to be tied to. |
Root | 5 ompana |
Morphology |
|
Anagrams | 10 ampanoa, aompana, pamanao |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |