|
|
|
|

Entry1  apariaho
Root  2  pariaka
Part of speech  3  imperative of passive verb apariaka [Full list]
Examples  4  Manantena sady miandry fatratra aho, Ka ny taratrao, ry Volana, apariaho! [1.219]
5  Koa rehefa hanolotra ny vola amin'ny Vazaha ianareo dia apariaho betsaka eo ny vola hahavariana azy sy hanisàny azy. [2.366]
Synonyms  6  aparitaho

Updated on 2020/07/31