Entry | 1 apariaka |
Root | 2 pariaka |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Aparitaka, ahahaka [1.1] |
Explanations in English |
5 to be scattered, to be dispersed, to be dissipated. [1.2] |
Explanations in French |
6 à éparpiller [1.3] |
Examples |
7 Ary ny vary ny Sianaka, tsy mba manetsa fa vary apariaka [2.48] 8 Hoseko tahaka ny fotaka eny an-dalana izy ka apariako [2.996] 9 Hafaliana no nentin' i Bina sy Fatakamana hapariaka eo amin' izy mianaka kanjo hay nisy latiratsiny koa ireny [2.499] |
Morphology |
|
Synonyms | 14 aparitaka |
Anagrams | 15 apariaka, arapakay |
Updated on 2023/01/20 |