|
|
|
|

Entry (1/2)1  aparitaka
Part of speech  2  passive verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Aely tsy misy kitotony amin' ny toerana maro
Explanations in English  4  [1.2] same as apariaka
Examples  5  [2.472] Izao anefa, lazaina izany, lazaina an-karihary, aparitaka.
6  [2.445] Tsy aparitaka ny fako sy ny loto fa gadrana amin' ny toe-rana iray.
7  [4.27] Raha tsorina dia izao : aleo vitsy fa tsara, ary aparitaka any amin' ny sehatra be asa tokony hatao ny zazavao.
Root  8  paritaka
Morphology 
9  Present :
10  Past :
11  Future :
12  Imperative :
Synonyms  13  apariaka

Entry (2/2)14  aparitaka
Part of speech  15  noun
Explanations in Malagasy  16  [1.1]
Explanations in French  17  [1.3]
18  [1.13] distributif
Vocabulary  19  Mathematics: algebra

Updated on 2025/02/02