Entry | 1 apetraka |
Root | 2 petraka |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Omena toerana, atao eo amin' ny toerana iray: Apetraho eo akaikinao eo ity zanako itỳ ~ Napetrany teo an-joron-trano ny tehiny Afindra amin' ny toerana iray: Napetraka tany Antomboka izy nony avy eo tendrena Atao amin' ny tany: Apetraho izy fa vizana ianao Omena mba hotahirizina, ankinina: Vola telo alina no napetrany tamiko talohan' ny handehanany Alana, esorina, aongana: Napetraky ny Governemanta ilay mpanao raharaham-panjakana niasa tao (vady) Alefa, roahina, isaorana: Napetrany ny vadiny fa ratsy toetra |
Explanations in English |
5 [1.2] used of that which is put down or placed in a certain position. 6 [1.7] to be set down, to be placed |
Explanations in French |
7 [1.8] qu'on met, qu'on place, qu'on confie |
Examples |
8 Vola apetraka ahoana, ry Dada a? [2.470] 9 apetraka eo ambony salazana avy eo. [2.117] 10 Ravina apetraka apetraho ravina alefitra alefero [2.131] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Proverbs | 17 Proverbs containing the word apetraka |
Updated on 2024/12/11 |