|
|
|
|

Entry1  apitrapitra
Root  2  pitrapitra
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4  (Maso) Entina mijery mangaihay na malahelohelo: Ny masony foana no napitrapitrany [1.1]
Explanations in French  5  à faire regarder tristement [1.3]
Examples  6  kosa ny maso no apitrapitra
ny nify no sokitsokirina
ary ny tany no tsotsofina
[2.131]
7  Aza apitrapitra amin'alahelo ny masonareo hijery ny zavatra ilaozanareo [2.996]
Morphology 
8  Present :
9  Past :
10  Future :
11  Imperative :

Updated on 2023/01/20