Entry | 1 arabo |
Part of speech | 2 noun or adjective |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Ny firenena monina amin' ny tanin' i Arabia (Arabia Saodita, Yemenina, Omanina, Koeity, ny nosy Barenina ary Katara): Hatramin' ny fahagolantany no efa nifandrafy ny Arabo sy ny Israelianina Mikasika an' i Arabia, an' i Arabia na avy any Arabia: Misimisy ihany ny teny arabo tafiditra amin' ny teny malagasy |
Explanations in English |
4 [1.2] an Arab. See talaotra, silamo 5 [1.7] an Arab; a Moslem East Indian or Pakistanese |
Explanations in French |
6 [1.8] Arabe; Musulman d'origine Indienne ou Pakistanaise 7 [1.5] Arabe |
Examples |
8 Maromaro ihany ny arabo nonina an-drenivohitra. [2.366#] 9 Ny Nosy manja, araka izany, dia Nosin' ny arabo. [2.508#] |
Vocabulary |
10 Geography: countries, people |
Article |
11 Randzavola: Arabo ao amin' ny Baiboly |
Anagrams | 12 |
Updated on 2025/01/21 |