|
|
|
|

Entry1  araparapa
Root  2  raparapa
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Asaina mamindra na mandeha tsy mahita izay hodiavina fa mitsapatsapa: Naraparapan' ny haizina aho ka voapoka ny lohako, voadona ny soroko
Asaina mizotra fotsiny amim-pahamaikana tsy mihevitra izay ho vokatr' izany: Araparapan' ny fahoriana Ramatoa irỳ ka tsy mahalala izay hahafaty azy akory
Explanations in French  5  [1.3#513] à faire tâtonner
Morphology 
6  Present :
7  Past :
8  Future :
9  Imperative :

Updated on 2024/12/11