Entry | raparapa | |||||||||||||||
Part of speech | noun | |||||||||||||||
Explanations in Malagasy | Famindrana fandeha tsy mahita izay hodiavina fa mitsapatsapa; fandeha mizotra fotsiny amim-pahamaikana ka tsy mihevitra izay ho vokatr' izany [1.1] | |||||||||||||||
Explanations in English | Groping for things in the dark. [Mal. Raba.] Comp. Tsapatsapa [1.2] | |||||||||||||||
Derivatives |
| |||||||||||||||
Updated on 2020/07/31 |