Entry |
miraparapa
(raparapa)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | [Bara]
Mipelipelika tsy misy filaminana [1.78]
|
| Mandeha na mamindra tsy mahita izay hodiavina ka mitsapatsapa; mandeha amin' ny maizina: Maty tampoka ny jiro ka niraparapa eran' ny trano aho
Mandeha-mizotra fotsiny amim-pahamaikana ka tsy mihevitra izay ho vokany, mandeha anjamba mitotototo, manao zavatra tsy voakendry: Niraparapa tany amiko izy taorian' ny nahavoazan-janany [1.1]
|
Explanations in English | To grope for or at things in the dark; to stagger as one groping about. [1.2]
|
Morphology |
Present : |
miraparapa |
Past : |
niraparapa |
Future : |
hiraparapa |
Imperative : |
miraparapà |
|
|
Entry |
miraparapa
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | [Sihanaka]
Dodona dia dodona [1.78]
|
|
Entry |
miraparapĂ
(raparapa)
|
Part of speech | imperative of active verb miraparapa
|
Explanations in English | [1.2]
|
|