|
|
|
|

Entry (1/2)1  miapanapana
Root  2  apanapana
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Mitotototo tsy mahita izay haleha, mivezivezy atsý sy ary na noho ny haizina na noho ny fikorontanantsalna, ka matetika mipopòka foana amin-javatra na diso amin' izay atao: Niapanapana i Jaona nivoaka ny efitrano fanadinana
Explanations in English  5  [1.2] to go about foolishly, to stagger, to vacillate.
Explanations in French  6  [1.3#58] Tâtonner: Miapanapana ny jamba (L'aveugle tâtonne)
Morphology 
7  Present :
8  Past :
9  Future :
10  Imperative :
Analogs  11  mipepipepy, mitotototo foana, mikorapadrapaka, mipempena, miraparapa, mipapapapa
Compound words 

Entry (2/2)13  miapanapàna
Root  14  apanapana
Part of speech  15  imperative of active verb miapanapana [Full list]
Explanations in Malagasy  16  [1.1]
Explanations in French  17  [1.3#58]

Anagrams  18 

Updated on 2025/01/21