Entry | 1 arebireby |
Root | 2 rebireby |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Avezika atsy avezika aroa: Narebirebin-dRakoto ny zanany 5 Adalaina, fitahina: Tsy azonao arebireby aho 6 Tarihina mba hivilivily lalana fa tsy handeha amin' ny tokony ho izy: Aza arebireby amin' ny tantara vala maty aho fa aoka aloha hiasa 7 Adalaina, kolikolena, fitahina, amin' ny hevitra manodoka: Narebirebin' ilay tovolahy tamin' ny fitiavana ny zanany vavy ka tsy nahavita fianarana [1.1] |
Explanations in French |
8 Qu’on trouble, qu'on embarrasse, qu'on égare, qu'on dupe [1.3#519] |
Examples |
9 azo arebireby sy kolikolena amin' ny fitiavam-boninahitra sy ny volan-Jodasy [1.342#] |
Morphology |
|
Synonyms | 14 rebirebena |
Anagrams | 15 arebireby, beriberia |
Updated on 2023/01/06 |