Entry | 1 rebirebena |
Root | 2 rebireby |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Tarihina mba hivilivily lalana fa tsy handeha amin' ny tokony ho izy: Aza rebirebena amin' ny tantara vala maty aho fa aoka aloha hiasa 5 Adalaina, kolikolena, fitahina, amin' ny hevitra manodoka: Norebireben' ilay tovolahy tamin' ny fitiavana ny zanany vavy ka tsy nahavita fianarana [1.1] |
Morphology |
|
Synonyms | 10 arebireby |
Updated on 2023/01/05 |