Entry | 1 ariana |
Root | 2 ary |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Tsy tiana ka atsipy na tsy heverina intsony: Hariako io boky ratsy io Very (raha milaza ny lasa ihany anefa): Narian' Isambilo ny solomason-drainy |
Explanations in English |
5 [1.2, 1.7] to be thrown away |
Explanations in French |
6 [1.5] qu'on rejette |
Morphology |
|
Phytonyms |
|
Proverbs | 12 Proverbs containing the word ariana |
Anagrams | 13 |
Updated on 2025/01/21 |