|
|
|
|

Entry1  ariana
Part of speech  2  passive verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Tsy tiana ka atsipy na tsy heverina intsony: Hariako io boky ratsy io
Very (raha milaza ny lasa ihany anefa): Narian' Isambilo ny solomason-drainy
Explanations in English  4  [1.2, 1.7] to be thrown away
Explanations in French  5  [1.5] qu'on rejette
Root  6  ary
Morphology 
7  Present :
8  Past :
9  Future :
10  Imperative :
Phytonyms 
Proverbs  12  Proverbs containing the word ariana

Anagrams  13  airaƱa, anaira, anaria, aranay, ariana, ianara, iarana

Updated on 2025/01/21