Entry (1/3) | 1 arika |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Fahatsiarovana; tsy fampiasa afa-tsy amin' ireto teny ireto |
Explanations in French |
4 [1.3] mémoire |
Compound words |
|
Entry (2/3) | 8 arika |
Root | 9 rika |
Part of speech | 10 passive verb |
Explanations in Malagasy |
11 [1.1] Atao ao ambany rambaramba mba hikodiavany tsara: Iretsy hazo boribory iretsy arika an' itỳ rambaramba ity |
Explanations in French |
12 [1.3] ce qu'on met sous le traîneau pour le faire rouler |
Morphology |
|
Entry (3/3) | 17 arika |
Part of speech | 18 noun |
Explanations in French |
19 [1.19] [Tankarana]
rate |
Vocabulary |
20 Biology |
Other spellings | 21 ariny |
Synonyms | 22 bakela, katry, lambiñana |
Zoonyms |
|
Anagrams | 24 |
Updated on 2025/01/21 |