Entry | 1 arintany |
Elementary words | 2 arina, tany |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] arina vita-Nanahary hita any ambanin' ny tany, avy amin' ireo hazo na ala nivelona efa taon-jato maro ka voatototra tany anaty tany ary mbola mitahiry herim-pirehetana izaitratra |
Explanations in English |
5 [1.2, 1.7][arin-tany] coal |
Explanations in French |
6 [1.8, 1.13][arin-tany] charbon de terre 7 [1.13][arin-tany] houille |
Examples |
8 Ny arintany izay ataina any an-dafy dia tena zava-maniry efa tonga mafy noho ilay zavatra manindry azy ao ambony izay efa nanarona azy ela. [1.357#] |
Vocabulary |
9 Geology |
Compound words |
|
Anagrams | 12 |
Updated on 2025/01/21 |