|
|
|
|

Entry1  arodona
Root  2  rodona
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4  Asaina mandeha miaraka daholo (omby aman' ondry)
5  Aingaina miaraka (hira) [1.1]
Explanations in English  6  To be driven along violently; to be wasted, as riches [1.2#523]
Explanations in French  7  à faire marcher, à faire retentir, à dépenser à la fois [1.3#542]
Examples  8  dobohina ny amponga, arodona ny dihy, ary ny fampiarahana ireo no antsoina hoe mamoha saha aminy. [2.245#]
Morphology 
9  Present :
10  Past :
11  Future :
12  Imperative :

Anagrams  13  andoaro, andoroa, arodano, arodona, doranao, doroana

Updated on 2023/01/06