|
|
|
|

Entry1  arodona
Part of speech  2  passive verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Asaina mandeha miaraka daholo (omby aman' ondry)
Aingaina miaraka (hira)
Explanations in English  4  [1.2#523] To be driven along violently; to be wasted, as riches
Explanations in French  5  [1.3#542] à faire marcher, à faire retentir, à dépenser à la fois
Examples  6  [2.245#] dobohina ny amponga, arodona ny dihy, ary ny fampiarahana ireo no antsoina hoe mamoha saha aminy.
Root  7  rodona
Morphology 
8  Present :
9  Past :
10  Future :
11  Imperative :

Anagrams  12  andoaro, andoroa, arodano, arodona, doranao, doroana

Updated on 2025/01/21