Entry | 1 aroso |
Root | 2 roso |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Enti-milaza zavatra omena olona ka entina eo anoloany: Arosoy amin' izao ny vary Asaina miditra, ampidirina: Arosoy ilay olona ao fa efa niandry ela loatra Entina: Naroso tamin' ny fitsarana ny adinay Afindra ho alohaloha kokoa: Naroso ny daty hanaovana fanadinana |
Explanations in English |
5 [1.7] to be pushed, to be put forward |
Explanations in French |
6 [1.8] qu'on pousse; qu'on présente; |
Morphology |
|
Proverbs | 11 Proverbs containing the word aroso |
Anagrams | 12 |
Updated on 2025/01/21 |