Entry | 1 roso |
Part of speech | 2 participle |
Explanations in Malagasy |
3 Efa miainga; efa lasa: Roso ny dia [1.1] |
Explanations in English |
4 going on [1.7] |
Explanations in French |
5 parti, qui est allé en avant: Roso izahay (Nous sommes partis, nous sommes allés en avant)[1.3#549] 6 continuer, progresser [1.8] |
Examples |
7 Dia roso ny diako hamonjy ny renivohitry i Frantsa. [2.471] 8 Vao maty ny masoandro, dia roso ny dia. [2.472] |
Morphology |
|
Derivatives |
|
Toponyms |
|
Anagrams | 18 roso, soro |
Updated on 2022/09/02 |