|
|
|
|

Entry1  fandrosoana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fandehanana eo aloha: Ny fandrosoan' ny eo aloha indray mandingana monta dia hahafahan' ny atỳ aoriana mahazo toerana malaladalaka kokoa
Fanolorana zavatra ho an' olona, izay apetraka eo anoloany: Ikoto no hikarakara ny fandrosoana kafe ho an' ny oiona nasaina
Fitomboana fahaizana: Tsy misy fandrosoana ny fianaran' ny zanakao
Fandehanana tsara misy tombony, fahombiazana: Fandrosoana lehibe ho anao izao fahazoanao voninahitra izao
Fivoarana ho amin' ny tsaratsara kokoa vokatry ny fiitaran' ny fahaizana amam-pahalalan' ny olombelona: Betsaka ny aretina resy noho ny fikarohana nentin' ny fandrosoana
Explanations in French  4  [1.3] l'action d'avancer, de présenter, l'instrument pour présenter, le temps
le progrès, la civilisation
Examples  5  [2.508] Maro sady lehibe ny fandrosoana nentin-dRadama.
6  [4.27] Ary raha tsisy fandrosoana, ny vidim-piainana tsy hitsahatra ny hiakatra.
7  [2.503] Ary raha tsy maintsy lazaina ho fandrosoana izany, dia fandrosoana mankany an-kady!
Root  8  roso
Morphology 
9  Simple :
10  Prefixed :
Antonyms  11  fihemorana
Compound words 
Titles  14  Fandrosoam-baovao

Updated on 2024/12/12