Entry | 1 fihemorana |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Fitambotsorana, fanaovana dia mianotra: Efa nampoizina ny fihemoran' ny tafika teo anoloan' ireo fahavalo be fiadiana lavitra noho izy ireo Fialana; Nahagaga ny olona rehetra ny fihemoran-dRakoto tamin' ny fifidianana Fisintonana: Naharitra hateloana ny fihemoran' ny rano Fihenana: Fihemoran' ny vidim-bary izao fararano izao |
Explanations in English |
4 [1.7] the act of drawing back; backsliding; a decline |
Explanations in French |
5 [1.8] recul, retrait; déchéance, déclin 6 [1.66] reculade |
Examples |
7 [4.27] Ny azo iantsoana ny "raharaha Daewoo" dia niafara tamin' ny fihemorana ankapobe teo amin' ireo antokon' olona roa voakasika. 8 [1.223] Tonga ny mpampakatra sy ny mpaka, nefa sampona ny raharaha, ka fara fahatsarany, hahemotra aoriana, raha tsy ho fihemorana mandrakizay! |
Root | 9 hemotra |
Antonyms | 10 fandrosoana |
Anagrams | 11 fihemorana, mifanohera |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |