|
|
|
|

Entry (1/2)1  mandroso
Root  2  roso
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  Manolotra zavatra ho an' olona ka mametraka izany eo anoloany: Mandroso vary ho an' ny vahiny
5  Manatona akaikikaiky kokoa: Mandrosoa fa aza mijajirika eo am-baravarana eo fotsiny
6  Mitombo fahaizana: Mandroso tsara ny zanakao
7  Mandeha tsara ka ahazoam-bola betsaka na misy tombony betsaka, mahomby: Mandroso ny fitaterana ankehitriny
8  Lasa aloha fa tsy amin' ny toerana misy azy ihany: Nandroso haingana ny tafika
9  Lasa nihoatra nankany amin' ny...; mitsopaka, manaoangady be lela: Mandroso lavitra dia tavitra anatin' ny ranomasina ny morontsiraka amin' itý toerana itý ~ Mandroso be loatra amin' ny taniko izany asanao izany
10  Misondrotra, misandratra: Tsy nandroso voninahitra intsony ilay manamboninahitra [1.1]
Explanations in English  11  to progress, to forge ahead; to put forward, to present; to enter a house [1.7]
Explanations in French  12  avancer, progresser; présenter une chose ou une idée; entrer dans une maison [1.8]
Examples  13  Andeha hiara-mandroso daholo isika hoy Randrianaivo, fa mandany andro foana izao. [2.324]
Morphology 
14  Present :
15  Past :
16  Future :
17  Imperative :
Compound words 
Toponyms 
Titles  22  Mandroso ()
Proverbs  23  Proverbs containing the word mandroso

Entry (2/2)24  Mandroso
Elementary words  25  mandroso
Part of speech  26  name (newspaper)
Vocabulary  27  Publishers, newspapers

Anagrams  28  Mandroso, mandroso

Updated on 2023/07/21