Entry | asaramanitra (asara) | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Teny ilazana ny fandroana malagasy [1.1] | |
[Bezanozano, Tambahoaka] Volana voalohany amin'ny taona [1.78] | ||
[Sihanaka] Anaram-bolana faharoa amin'ny taona [1.78] | ||
Explanations in English | [manitra, fragrant.] The month in which the new year's festival, called fandroana, is held. See alahamady. [1.2] | |
Vocabulary | Time | |
Proverbs | Proverbs containing the word asaramanitra | |
Anagrams | asaramanitra, Tsaramaraina |
Updated on 2020/07/31 |