Entry | 1 atahorana |
Root | 2 tahotra |
Part of speech | 3 relative verb |
Explanations in English |
4 [1.7] to be feared |
Explanations in French |
5 [1.3#645, 1.8] qu'on craint 6 [1.3#645] pour quoi on craint |
Examples |
7 Ny "lany ho any ivelany" no tena natahorana [2.472] 8 Tsy safomorona atahorana tondra-drano Ikopa tamin' izay [2.470] 9 Ny tenako aza, misy atahorana fa horoahina hiala eto Madagasikara. [2.270#88] 10 Efa tafadify ny vava-vinany ny lakana ka tsy misy atahorana intsony. [2.499#13] |
Morphology |
|
Anagrams | 15 |
Updated on 2025/01/21 |