Entry | tahotra | |||||||||
Part of speech | noun | |||||||||
Explanations in Malagasy | Fahatsiarovana ny tena ho manahinahy eo anoloana na eo am-pieritreretana loza iray: Tahotra ny alika no tsy hidirako ao amin' io tanàna io [1.1] | |||||||||
Explanations in English | Fear, terror [1.7] | |||||||||
Explanations in French | Crainte, terreur [1.8] | |||||||||
Examples | Tsy izany anefa fa tahotra no tsaroako:
[2.472] | |||||||||
Vocabulary | Emotions | |||||||||
Morphology |
| |||||||||
Derivatives |
| |||||||||
| ||||||||||
Compound words |
| |||||||||
Proverbs | Proverbs containing the word tahotra | |||||||||
Article | Randzavola: tahotra ao amin' ny Baiboly | |||||||||
Anagrams | tahotra, tohatra |
Updated on 2023/08/25 |