|
|
|
|

Entry1  tahotra
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fahatsiarovana ny tena ho manahinahy eo anoloana na eo am-pieritreretana loza iray: Tahotra ny alika no tsy hidirako ao amin' io tanàna io
Explanations in English  4  [1.7] fear, terror
Explanations in French  5  [1.3, 1.8] crainte
6  [1.3] peur, frayeur: Ny tahotro azy no nandosirako (J’ai fui, parce que j’ai eu peur de lui)
7  [1.8] terreur
Examples  8  [2.472] Tsy izany anefa fa tahotra no tsaroako:
Vocabulary  9  Emotions
Morphology 
10  Simple :
Derivatives 
11  Active verbs :
12  Relative verbs :
13  Names :
14  Adjectives :
Compound words 
Proverbs  19  Proverbs containing the word tahotra
Article  20  Randzavola: tahotra ao amin' ny Baiboly

Anagrams  21  tahotra, tohatra

Updated on 2025/03/30