|
|
|
|

Entry1  fahatahorana
Root  2  tahotra
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Tahotra tsaroan' ny tena, tahotra olona na zavatra: Ny fahatahorana an' Andriamanitra no voaloham-pahendrena / Loza ny hatahorako tamin' ilay horohoron-tany halina iny
Explanations in English  5  [1.7] fear; a fearful attitude
Explanations in French  6  [1.8] crainte, frayeur
Examples  7  [2.588#] ary ny manarak'izany dia ny fahatahorana an-dRavololona.
8  [2.296#] ka nanorina ny lalàm-pitondran-tena tamin' ny fahatahorana Azy.
9  [1.353#] Ny fahatahorana tsy handika ny fadin-drazana dia novany ho tahotra an' i Kristy am-pitiavana.
Vocabulary  10  Emotions
Synonyms  11  hatahorana
Article  12  Randzavola: fahatahorana ao amin' ny Baiboly

Updated on 2024/12/11