Entry | 1 matahotra |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Mahatsiaro ny tena ho manahinahy eo anoloana na eo am-pieritreretana loza iray na olona na zavatra tsy sahy hatonina: Matahotra an-drainy mafy Isambilo fa nisy ratsy nataony |
Explanations in English |
4 [1.7] to be afraid of |
Explanations in French |
5 [1.3, 1.8] craindre 6 [1.3] être effrayé 7 [1.8] être craintif |
Root | 8 tahotra |
Morphology |
|
Analogs | 12 miraika, raiki-tahotra, tora-kovitra, tsiravina, an-koditra, kenda, ranga, manambadi-po, miraikibolomaso, mikoso-maso, kasoka, taibombona, mamafy ketsa, mangovitra, manahy, manahy velona, mifihifihy, miritra aina, mihararetra, mipararetra, rano andravina, mihoron-koditra, mihoron-kodidoha, mitsangam-bolo, mihendratra, manangambovona, mimalo, miholy, mivadika ambavafo, midobodoboka ambavafo, mangitakitaka, mitaintaina, mihotakotaka, velona ahiahy, mitebiteby, mihorohoro, mangorohoro, mihena velona, an-tenda ny aina, tai-dava, mandry tsy lavo loha, mandry an-driran' antsy, mandry an-driran-defona, mandry tsirangaranga |
Compound words |
|
Phytonyms |
|
Proverbs | 18 Proverbs containing the word matahotra |
Anagrams | 19 hamatotra, hatatarom, hotataram, matahotra |
Updated on 2025/02/23 |
![]() |