Entry | 1 kenda |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 Misy zavatra mibahana ao anaty tenda ka manjary sempotra tsy afa-miaina: Kendam-bomanga i Lita kely ka nivontirika ny voamasony 4 Voageja, voatery mafy, voafihina ny tenda: Kenda aho fa vahao ny bokotry ny vozon' akanjoko 5 Enti-milaza zavatra, fantsona na lakan-drano, izay tsentsina na tampina ka tsy mamela handeha izay asisika na alefa ao anatiny: Kenda ny basy ka tsy mety mandeha ny fahana [1.1] |
Explanations in English |
6 choked, throttled [1.7] |
Explanations in French |
7 étranglé [1.3#322, 1.8] 8 serré au cou, obstrué, se dit du gosier, des canaux, des fusils, des tuyaux, des tubes [1.3#322] |
Examples |
9 Tompoko, hoy i Fandrava tamin'ny feo efa kenda. [2.895#191] 10 Niantso vonjeo aho kanefa tsy naloa-peo fa kenda. [2.643#169] 11 kendan’ ny taolana aho (Je suis étranglé par un os) [1.3#322] 12 kendan' ny vozon' akanjo aho (Je suis étranglé par le collet de la chemise) [1.3#322] 13 kenda ny basy ka tsy mety mandeha fahana (La charge du fusil est trop serrée et il ne veut pas partir) [1.3#322] |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Proverbs | 23 Proverbs containing the word kenda |
Updated on 2023/07/29 |