|
|
|
|

Entry1  kenda
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Misy zavatra mibahana ao anaty tenda ka manjary sempotra tsy afa-miaina: Kendam-bomanga i Lita kely ka nivontirika ny voamasony
Voageja, voatery mafy, voafihina ny tenda: Kenda aho fa vahao ny bokotry ny vozon' akanjoko
Enti-milaza zavatra, fantsona na lakan-drano, izay tsentsina na tampina ka tsy mamela handeha izay asisika na alefa ao anatiny: Kenda ny basy ka tsy mety mandeha ny fahana
Explanations in English  4  [1.7] choked, throttled
Explanations in French  5  [1.3#322, 1.8] étranglé
6  [1.3#322] serré au cou, obstrué, se dit du gosier, des canaux, des fusils, des tuyaux, des tubes
Examples  7  [2.895#191] Tompoko, hoy i Fandrava tamin'ny feo efa kenda.
8  [2.643#169] Niantso vonjeo aho kanefa tsy naloa-peo fa kenda.
9  [1.3#322] kendan’ ny taolana aho (Je suis étranglé par un os)
10  [1.3#322] kendan' ny vozon' akanjo aho (Je suis étranglé par le collet de la chemise)
11  [1.3#322] kenda ny basy ka tsy mety mandeha fahana (La charge du fusil est trop serrée et il ne veut pas partir)
Derivatives 
12  Active verbs :
13  Passive verbs :
14  Relative verbs :
15  Names :
16  Adjectives :
Compound words 
Proverbs  21  Proverbs containing the word kenda

Updated on 2025/03/30