|
|
|
|

Entry1  kenda roroka
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] fanakendana amin' ny tanana roa na amin' ny sandry roa izay entina mamihina ilay kendaina
Examples  4  [1.437#] Natao kendaroroka tamin' ny salaka landy nifanintonan' olona roapolo lahy Radama dia maty fadiranovana ilay mpanjaka be indrafo.
Elementary words  5  kenda, roroka
Compound words 

Updated on 2024/12/07