Entry (1/2) | 1 mangovitra |
Root | 2 hovitra |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Mahatsiaro toa mihetsiketsika ny tena manontolo noho ny hatsiaka: Namirifiry ny hatsiaka; nangovitra izy amin' ilay didimananjara keliny ambony lohalika 5 Matahotra izaitsizy: Nangovitra aho raha vao nahare ny feon' ilay biby [1.1] |
Explanations in English |
6 to shiver, to shake [1.7] |
Explanations in French |
7 avoir des frissons, trembler [1.8] |
Morphology |
|
Analogs | 12 mivihivihy, mifihifihy, mipararetra, mihararetra, mihena velona, mihovotrovotra, mihorohoro, mihoron-koditra, mari-koditra, mitora-kovitra, manaran-defona |
Proverbs | 13 Proverbs containing the word mangovitra |
Entry (2/2) | 14 mangovitra |
Part of speech | 15 noun |
Vocabulary |
16 Botany |
Explanations in French |
17 (de hovitra : frisson). Spilanthes acmella (L.) L. (Asteraceae). Cette plante a une saveur brûlante et quand on en consomme trop, elle a la réputation de faire frissonner, trembler. [Betsileo]
[1.196] |
Scientific name |
|
Anagrams | 19 mangovitra, mavingotra, mivongatra |
Updated on 2023/01/20 |