|
|
|
|

Entry1  marikoditra
Elementary words  2  marika, hoditra
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  [1.1] (mari-koditra) ilazana ny olona mangatsiaka ka mangovingovitra hila hanavy; mahatsiaro mangatsiaka ka mitsangantsangam-bolo
5  [1.62] mihorin-koditra noho ny hatsiaka
Examples  6  Tsy marary tsy marikoditra ny zanany. [2.470#]
7  Mitotofa re bodofotsy, raha marikoditra fa mbola sahirana aho. [2.285#]
Vocabulary  8  Health
Compound words 

Updated on 2023/06/17