Entry | 1 mihorohoro |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Mangovitra, mihovitrovitra: Mihorohoro mihitsy ny trano rehefa mikotroka ny varatra Matahotra, mitebitebin-tahotra: Mihorohoro ny vahoaka fa toa hipoaka, hono, ny ady |
Explanations in English |
4 [1.7] to tremble, to shudder |
Explanations in French |
5 [1.8] trembler, frémir |
Examples |
6 [2.996] mihorohoro dia mihorohoro ny tany; |
Root | 7 horohoro |
Morphology |
|
Anagrams | 12 mihorohoro, mirohoroho |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |