|
|
|
|

Entry (1/2)1  horohoro
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Hovotrovotra: Nampianjera ny fanaka tao an-trano ilay horohoron-tany halina
4  Tebiteby, tahotra mamely mafy, fahatairana izaitsizy: Tsy hita holazaina ny horohoron' ny vahoaka nandre fa nanatona ny fahavalo [1.1]
Explanations in English  5  a trembling, a shudder [1.7]
Explanations in French  6  tremblement, frémissement [1.8]
Examples  7  Aizina indray izao tontolo izao, dia aizina feno horohoro. [2.5#]
Derivatives 
8  Active verbs :
9  Relative verbs :
10  Names :
11  Adjectives :
Compound words 
Titles  14  Andry – Vohitry ny Horohoro (Rapatsalahy José Paul)

Entry (2/2)15  horohoro
Part of speech  16  noun
Explanations in Malagasy  17  Karazan' ahitra [1.1]
18  karazan-jozoro madinika [Sihanaka] [1.78]
Explanations in French  19  Comme horo. Ce nom s'applique surtout à la plante présentant des jeunes pousses que les boeufs parviennent encore à brouter. [Bara] [1.196]
Vocabulary  20  Botany

Anagrams  21  horohoro, rohoroho

Updated on 2022/05/27