|
|
|
|

Entry1  mampihorohoro
Root  2  horohoro
Part of speech  3  active verb
Examples  4  Teo amin' ny kristiana kosa ny fasana dia nanjary nanana hevitra mampihorohoro. [2.285]
5  Ny fitondrana mampihorohoro indrindra, tamin' ny andron' i Mosesy, dia ny nampitoraihana vato ho faty an' ilay lehilahy anankiray nanangona kitay tamin' ny andro Sabata Nom. [1.38]
Morphology 
6  Present :
7  Past :
8  Future :

Updated on 2023/01/20