Entry | 1 miraika |
Root | 2 raika |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Mirona, mitongilana: Miraika ity andry ity izany fa aza manakaiky eto [1.1] |
Explanations in English |
5 to bend, to incline, to lean. [1.2] 6 to lean; to be stirred or moved [1.7] |
Explanations in French |
7 être penché, incliné; s'émouvoir [1.8] |
Examples |
8 hatao tahaky ny vary an-doharano / tsofin'ny rivotra tsy mba miraika / mitanin'andro tsy mba malazo [2.131] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Proverbs | 17 Proverbs containing the word miraika |
Anagrams | 18 amikira, iraikam, marikay, miaraky, miraika, miriaka |
Updated on 2023/07/30 |