Entry (1/3) | 1 taho |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Fizarana na fitantanana ny toaka amin' ny mpisotro |
Morphology |
|
Derivatives |
|
Entry (2/3) | 10 taho |
Part of speech | 11 noun |
Explanations in Malagasy |
12 [1.78] [Taisaka]
ravin-tsaonjo 13 [1.1] Ny ilan' ny zavatra anankiray andraisana azy, mitovy amin' ny hoe zarana, na harana, na tango, saingy matetika samy manana ny efa fampiasa miaraka aminy avy ireo: Zaram-pamaky, haran' angady, tangon-tsotro, tahom-penina Ireto avy ny teny ampiarahina matetika amin' ny taho: elo, filesy, penina, sotro, zinga Ny rantsan' ny zavamaniry mihazona ny ravina sy ny voa: Tahom-boaloboka 14 [1.13] forongo fibatana fizaran'ny zavamaniry mitondra ny rantsana |
Explanations in English |
15 [1.7] a handle the stem of a plant |
Explanations in French |
16 [1.8] le manche d'un outil, d'un couteau la tige d'une plante 17 [1.13] tige, anse 18 [1.196] (toute l'île). Tronc des arbres, tige des plantes, charnue des Poaceae. |
Examples |
19 Nisantaran-dRamatoa nentina nantsaka ny zinga lava taho mamirapiratra. [2.470] 20 Toy ny vonindraozy tsara tarehy ao anatin'ny taho maranitra Razaimalala, ka tsy azo mora izy, fa naharotika sy nandratra ny fon-dRandrianaivo vao hitany. [2.324] |
Vocabulary |
21 Botany: (in general) |
Morphology |
|
Analogs | 23 tango, tangoza, tangozana, harana, zarana, varombo, honkona, anjonja |
Compound words |
|
Proverbs | 43 Proverbs containing the word taho |
Entry (3/3) | 44 taho |
Part of speech | 45 noun |
Explanations in French |
46 [1.196] (probablement de l'austronésien taro). Colocasia esculenta (L.) Schott (Araceae) ; surtout les feuilles cueillies pour être consommées à la façon des épinards. Dubois dans son dictionnaire betsileo (supplément) indique : « taho ; feuilles de songe » (« songe » est ici la francisation de saonjo). [Betsimisaraka]
47 [Tanala] 48 [Betsileo] |
Vocabulary |
49 Botany: (in general) |
Scientific name |
|
Anagrams | 51 |
Updated on 2025/01/28 |